Fiadiana amin’ny kankana nematode any an-tsaha
Kankana kely tena ratsy mivelona ao amin’ny tany sy ny fakan’ny voly maro sy ny ahi-dratsy ny kankana nematodes. Mora kokoa ny miaro azy noho ny miady aminy. Ny tsiambaratelo dia: mambole voly tanora; ravao ny toerana rehetra misy kankana nematodes ao amin’ny taninao sy ny manodidina; manaova fifandimbiasam-boly amin’ny voly tsy laitrany; ary ialao ny fampidirana kankana nematodes avy any amin’ny saha hafa. Maneho ny fiadiana amin’ny kankana nematodes ny mpamboly avy any Benin.
Current language
مالاجاسي
Available languages
Need a language?
If you would like this video translated into other languages, please contact kevin@accessagriculture.org
Translated in
MADAGASCAR
Translation funded by
GIZ -KCOA
Uploaded
4 months ago
Duration
15:42
Produced by
Agro-Insight