Ahoana ny faminavinana ny vokatra mangahazo
Uploaded 1 month ago | Loading

9:19
Reference book
Voly manana vodiny sarobidy ambany tany ny mangahazo. Ny isan’ny olana atrehin’ny mpamboly mangahazo dia ny faminavinana ny tomban’ny vokatr’izy ireo. Azo atao anefa ny mikajy ny haben’ny vokatra mangahazo alohan’ny fahavokarany.
Current language
Malagasy
Produced by
Countrywise Communication