<<90000000>> viewers
<<320>> entrepreneurs in 18 countries
<<5432>> agroecology videos
<<110>> languages available

Ahoana ny fivarotana sakafo ekolojika

Uploaded 6 months ago | Loading

Rehefa mivarotra eny amin’ny tsenabe ianareo, dia afaka mamorona famantarana ny vondrona, ohatra ny fametrahana tabilao mitovy, aron’akanjo sy lamban-databatra. Manaova hetsika fialam-boly sy fanabeazana miaraka amin’ny mpanjifa sy ny zanany. Miaraha-miasa amin’ny manam-pahefana eo an-toerana mba hamorona toerana fivarotana sakafo ekolojika, izay hafa noho ny novokarina tamin’ny singa simika.

Current language
Malagasy
Produced by
Agro-Insight
Share this video:
How you can help... Your generous donation will enable us to give smallholder farmers better access to agricultural advice in their language.

With thanks to our financial partners