<<90000000>> viewers
<<320>> entrepreneurs in 18 countries
<<5432>> agroecology videos
<<110>> languages available

Manangona mamaritra ary mampitombo masomboly nentin drazana

Uploaded 5 months ago | Loading

Isaorana ny bankin’ny masombolinay fa mahazo karazana eo an-toerana indray izahay. Rehefa ampiasaina ny masomboly eo an-toerana, dia mihena ny fandanianay satria afaka mamboly sy mitahiry ny masombolinay izahay. Noho izany, tsy hiankina amin’ny tsena intsony izahay. Ao amin’ny bankin’ny masomboly, dia ofaninay koa ny mpamboly hamboly biolojika, tsy misy singa simika. Ofanininay hahavita tena ny mpamboly, hiaro ny tontolo iainana sy ny fahasalaman’ny vatana amin’ny fanjifana karazana netin-drazana.

Current language
Malagasy
Produced by
Agro-Insight
Share this video:
How you can help... Your generous donation will enable us to give smallholder farmers better access to agricultural advice in their language.

With thanks to our financial partners