<<90000000>> viewers
<<266>> entrepreneurs in 18 countries
<<4647>> agroecology videos
<<107>> languages available

Ny banky iombonana fitahirizana masomboly

Uploaded 3 months ago | Loading

Manana karazana avy eo an-toerana indray izahay noho ny bankin’ny masomboly. Nidina ny masonkarenanay amin’ny fampiasana masomboly zanatany satri afaka mamboly sy mitahiry ny masomboly vokarinay izahay. Noho izany, tsy miankina amin’ny tsena intsony. Mampiofana ny mpamboly amin’ny fambolena biôlôjika, tsy misy akora simika, ihany koa izahay ao amin’ny bankin’ny masombolinay. Mampiofana ny mpamboly amin’ny fizakan-tena, amin’ny fiarovana ny tontolo iainana ary amin’ny fahasalaman’ny vatantsika rehefa mihinana karazana nentim-paharazana izahay.

Current language
Malagasy
Produced by
Agro-Insight
Share this video:

With thanks to our financial partners