<<90000000>> viewers
<<266>> entrepreneurs in 18 countries
<<4647>> agroecology videos
<<107>> languages available

Komposta miady amin’ny striga

Uploaded 1 month ago | Loading

Mahery noho ny zezika ny komposta. Tsy dia fantatra loatra fa ny zava-manan’aina bitika ao amin’ny komposta dia mamely ny voan’ny striga ao anaty tany. Ahenan’ny komposta koa ny fitsirin’ny striga sy ny vokany ratsy ao amin’ny voly serealy. Jerentsika ny fomba fanaovan’ny mpamboly ao avaratra atsinanan’I Mali compost, izay iray amin’ireo paik’ady fitantanana mahaleo tenan’ny striga sy ny fandonahan’ny tany.

Current language
Malagasy
Produced by
Agro-Insight, AMEDD, Countrywise Communication, FLASH, Fuma Gaskiya, ICRISAT, INRAN, UACT
Share this video:

With thanks to our financial partners