<<90000000>> viewers
<<320>> entrepreneurs in 18 countries
<<5432>> agroecology videos
<<110>> languages available

Manangana tsenam-bokatra miaro ny tontolo iainana

Uploaded 7 months ago | Loading

Misy zavatra efatra tokony hodinihintsika mba hivarotana vokatry ny fambolena ekolojika : ny fikambanana ; ny fifanarahana amin’ny manam-pahefana eo an-toerana rafitra fanomezana antoka, mba ahafantaran’ny mpanjifa fa tsy misy akoram-pambolena simika ny vokatra rehetra ; ary farany ny fomba fisintonana mpividy sy ny fikarakarana azy.

Current language
Malagasy
Produced by
Agro-Insight
Share this video:
How you can help... Your generous donation will enable us to give smallholder farmers better access to agricultural advice in their language.

With thanks to our financial partners