Fifandimbiasam-boly amin’ny legiominezy
Uploaded 1 week ago | Loading
12:29
Manan-danja amin’ny fifandimbiasam-boly ny legiominezy, satria mampihena ny ahi-dratsy izy sady manatsara ny tany noho ny fiarahany amin’ny bacteries izay mitazona ny azote ao amin’ny tany. Mba ahazoana antoka fa misy bacteries tsara ny taninareo, dia azonareo atao ny mividy fanosorana bacteries Rhizobium. Mety ho velona mandritra ny taona maro anaty tany ny bacteries Rhizobium, ka tsy ilainareo ny manosotra ny voly legiominezy mandrakariva.
Current language
Malagasy
Produced by
Nawaya