<<90000000>> viewers
<<266>> entrepreneurs in 18 countries
<<4647>> agroecology videos
<<107>> languages available

Fanamboarana frômazy soja

Uploaded 1 month ago | Loading

Ho hitantsika ao anatin’ity vidéo ity ny fomba fanamboarana frômazy soja tsara kalitao. Misy dingana enina arahina raha te ahazo fromazy soja tsara kalitao ; fidio, hofay ary tsimpony ny voa tsara kalitao ; lomy ao anaty rano madio nosoloina matetika ny voana soja ; ampitotoy any amin’ny mpitoto ny voa ; alaivo ny ronono soja ; andrahoy ny ronono soja ary tsihifo ny frômazy soja.

Current language
Malagasy
Produced by
DEDRAS
Share this video:

With thanks to our financial partners