<<90000000>> viewers
<<266>> entrepreneurs in 18 countries
<<4647>> agroecology videos
<<107>> languages available

Fampitsingevanana ny masom-boly

Uploaded 4 months ago | Loading

Ratsy amin’ny ankapobeny ny masomboly nentin-paharazana, noho izy tratran’ny fahalovana avy amin’ny bibikely sy ny aretina. Tena maivana ny masomboly simba noho ny masomboly salama, ka dia tena mora ny manala azy. Andeha hodinihintsika ny teknikan’ny fampitsingevanana ataon’ny vehivavy ao Maria, akaikin’ny Bogra any Bangaldesh, mba hanatsarana ny masomboliny

Current language
Malagasy
Produced by
Agro-Insight, CABI, Countrywise Communication, IRRI, RDA, TMSS
Share this video:

With thanks to our sponsors