Fifehezana ny otrik’aretina ravim-boatabia mihorina
Uploaded 1 month ago | Loading
13:22
Tsy misy fanafody mahasitrana ny aretin’ny ravim-boatabia mihorina. Mifindra amin’ny alalan’ny lolo fotsy ny aretina. Afaka miaro ny tanin-janak’ananareo ny makarakara miaro amin’ny bibikely. Manampy amin’ny fampanalavirana ny lolo fotsy ny voly serealy nambolena amin’ny sisin’ny tanimboly. Asehon’ny mpamboly any atsimon’i Inde amintsika ny fandrika mavo, ny fanafody voajanahary famonoana bibikely ary fomba hafa maro.
Current language
Malagasy
Produced by
MSSRF