Fiotazana fanamainana ary fitahirizana ny sakay
Uploaded 1 week ago | Loading
11:00
Nampivoatra fomba mora ampiharina ho an’ny fiotazana, ny fanamainana, ny fifantenana ary ny fitahirizana ny sakay ireo tantsaha any atsimon’i Malawi. Mampiasa teknika maromaro izy ireo mba hanamaivanana ny mamaivay aorian’ny fiotazana sakay. Ny hamandoana no fahavalo lehibe indrindran’ny tahirin-tsakainareo satria mety hiteraka bobongolo izany ary hampitombo ny poizina antsoina hoe aflatoxine. Noho izany aza tahirizina anaty kitapo plastika ny sakainareo satria mety hiforona anatin’ny kitapo ny hamandoana.
Current language
Malagasy
Produced by
NASFAM