Lay miaro ny tanin-janak’anana amin’ny bibikely
Uploaded 4 months ago | Loading
11:35
Mety ho loza be ho an’ny karazana tanin-janak’anana rehetra ny valala sy ny sifotra, satria haniny ny taho malemin’ny voly tanora. Mety hanimba koa ny fanday, saingy amin’ny voatabia sy ny laisoa, fa tsy amin’ny sakay. Mpamboly maro no mampiasa fanafody famonoana bibikely hiarovana ny voliny. Ankoatra ny fahalafosany, dia mety hanimba ny fahasalaman’ny mpamboly, ny an’ny mpanjifa sy ny tontolo iainana koa ireny fanafody ireny. Azonareo arovana ny tanin-janak’ananareo amin’ny fametrahana lay miaro amin’ny bibikely.
Current language
Malagasy
Produced by
Agro-Insight