<<90000000>> viewers
<<266>> entrepreneurs in 18 countries
<<4647>> agroecology videos
<<107>> languages available

Mifanome tanana hiady amin’ny striga

Uploaded 3 months ago | Loading

Zava-dehibe ny manongotra ny striga amin’ny tanana alohan’ny hanomezany voa, izay hiparitaka. Satria asa mafy ny fanongotana amin’ny tanana, dia aleo mampiasa compost sy zezika, manao fampivadiana voly na fifandimbiasam-boly tsy voamadinika toy ny voanemba, hampihenana ny striga. Hanamaivana ny asa izany. Mifanome tanana ny mpamboly any Tanzanie sy Mali hanamaivanana ny asan’ny tanana. Manakana ny fiparitahan’ny voan’ny striga any amin’ny saha hafa koa ny ezaka miaraka ataon’izy ireo.

Current language
Malagasy
Produced by
Agro-Insight, ICRISAT
Share this video:

With thanks to our sponsors