Fanamboarana fandonahana bio natevenina
Uploaded 6 months ago | Loading

16:06
Tokony hataontsika ho lo ny fangaro mba hanova ny taharo ho sakafo sy tsiry mpanentana izay ho mora raisin’ny voly. Ho vonona ny fandonahana bio afaka 2 na 3 volana, arakaraka ny fotoana sy ny taharo ampiasaina.
Current language
Malagasy
Produced by
Agro-Insight