<<90000000>> viewers
<<320>> entrepreneurs in 18 countries
<<5432>> agroecology videos
<<110>> languages available

Mamboly akondro sy akondro lahy

Uploaded 7 months ago | Loading

Marivo ny fakan’ny akondro. Hanome vokatra betsaka sy tsara kalitao ny fanelanelanana sy ny fambolena ary ny fandrakofana ara-dalana ny akondro. Azonareo volena miaraka amin’ny voly fihinanana hafa, ny zava-maniry fanafody sy ny hazo hafa ny akondro, mba hahazoana fidiram-bola fanampiny sy hamoronana tontolo iainana kely mendrika.

Current language
Malagasy
Produced by
Alcide Agbangla
Share this video:
How you can help... Your generous donation will enable us to give smallholder farmers better access to agricultural advice in their language.

With thanks to our financial partners