Manamasaka ny tany amin’ny zezika maitso nafangaro
Uploaded 6 months ago | Loading

14:29
Manome singa mahavelona maro karazana, bitika sy goavana ny ravina isan-karazany rehefa afangaro amin’ny tany. Mampitombo ny singa ôrganika izany, mandrisika ny zava-manan’aina bitika ilaina ao anatin’ny tany ary manatsara ny famokarany
Current language
Malagasy
Produced by
Shanmuga Priya J.