<<90000000>> viewers
<<320>> entrepreneurs in 18 countries
<<5432>> agroecology videos
<<110>> languages available

Marary ireo masomboly misy tasy

Uploaded 3 months ago | Loading

Olana maro no manimba ny kalitaon’ny masomboly, ny voa misy tasy sy vasoka no roa lehibe amin’izany. Tsy azo esorina amin’ny fanofana sy ny fampitsingevana ny voa misy tasy. Ny tanana ihany ahazoana manala azy ireny. Ity video ity dia maneho amintsika ny fomba fifantenana ny voa ao amin’ny asa atao hamokarana sy hampiasana masomboly salama.

Current language
Malagasy
Produced by
Agro-Insight, CABI, Countrywise Communication, IRRI, RDA, TMSS
Share this video:
How you can help... Your generous donation will enable us to give smallholder farmers better access to agricultural advice in their language.

With thanks to our financial partners