Mikarakara ny akoho gasy
Uploaded 2 weeks ago | Loading
10:11
- English
- Arabic
- Bangla
- French
- Hindi
- Portuguese
- Spanish
- Assamese
- Ateso
- Bambara
- Baoulé
- Bariba
- Bemba
- Bisaya / Cebuano
- Chichewa / Nyanja
- Chitonga / Tonga
- Fon
- Fulfulde (Cameroon)
- Ghomala
- Hausa
- Hiligaynon
- Kannada
- Kikuyu
- Kinyarwanda / Kirundi
- Kiswahili
- Kriol / Creole (Guinea-Bissau)
- Lingala
- Luganda
- Lusoga / Soga
- Malagasy
- Maninka / Eastern Maninkakan
- Marathi
- Persian / Farsi
- Runyakitara
- Tagalog
- Telugu
- Tshiluba / Luba-Lulua
- Tumbuka
- Twi
- Yoruba
Mamoròna fatoriana amin’ny tapa-kazo na ahitra maina mba hanatodizan’ny akoho ara-dalana. Mampihena ny hamandoana izany, sy ny mety ho famelezan’ny katsetsitra. Tsy ireo bibikely katsetsitra ireo ihany anefa ny olana. Mandritra ny herinandro voalohany, dia atao anaty tranony ny akohokely hiarovana azy amin’ny biby mpihaza, sy mba tsy hahavery azy. Ireo fanao ireo sy ny hafa izay tsy lafo, dia hanampy anareo hiompy akoho gasy salama, hamelona ny fianakaviana, ary hampitombo ny fidiram-bola.
Current language
Malagasy
Produced by
NASFAM, NOGAMU, Egerton University, ATC/UNIDO, Songhaï Centre