<<90000000>> viewers
<<320>> entrepreneurs in 18 countries
<<5432>> agroecology videos
<<110>> languages available

Mitahiry voatabia vaovao sy maina

Uploaded 3 months ago | Loading

Azonareo tahirizina anaty siny fampangatsiahana mandritra ny herinandro vitsivitsy ny voatabia. Ny siny fampangatsiahana dia vita amin’ny siny roa mifampiditra, izay voasaraka amin’ny fasika. Ankoatry ny fitahirizana ny voatabia, dia azo amainina koa izy mba ho azo ampiasaina amin’ny fotoana rehetra. Azo tahirizina mandritra ny taona iray ny voatabia maina.

Current language
Malagasy
Produced by
AMEDD
Share this video:
How you can help... Your generous donation will enable us to give smallholder farmers better access to agricultural advice in their language.

With thanks to our financial partners