Ndao hitahiry tsara ny katsaka
Uploaded 8 months ago | Loading

7:35
Tokony ho maina tanteraka ary madio ny katsaka alohan’ny itahirizana azy. Haharitra ela sady tsy ho tratran’ny katsetsitra sy ny aretina ny katsaka raha apetrakareo anaty sompitra vy rehefa voatahiry ara-dalana.
Current language
Malagasy
Produced by
TV Agro-CentroAmerica