<<90000000>> viewers
<<320>> entrepreneurs in 18 countries
<<5432>> agroecology videos
<<110>> languages available

Ny hatevenan’ny soja

Uploaded 4 months ago | Loading

Misy fitandremana 4 atao mba ahazoana hatevenana soja tsara indrindra ao amin’ny sahantsika. 1. Mampiasὰ masomboly maniry tsara : 2. Ahenao ny elanelan’ny tsipika sy ny lavaka: 3. Aza itsahina ny lavaka: 4. Fehezo ny biby mpanimba izay mihinana ny masomboly sy ny voly aorian’ny fambolena.

Current language
Malagasy
Produced by
DEDRAS
Share this video:
How you can help... Your generous donation will enable us to give smallholder farmers better access to agricultural advice in their language.

With thanks to our financial partners