Ny kafe Ireo fomba tsara indrindra Fiotazana sy fanamainana
Uploaded 1 month ago | Loading
9:44
Tsy mandeha ho azy ny fambolena kafe tsara kalitao. Fitambaran’ny endrika maro amin’ny fitantanana ny tanin-kafe izany. Tokony ho vita tsara ny zavatra rehetra raha tiana ho betsaka araka izay azo atao ny vokatra. Mijery lafiny roa ity vidéo ity, ny fiotazana ny kafe ny voalohany ary ny faharoa kosa dia ny famantarana ny fomba hampitomboana ny vokatra araka izay tratra amin’ny fanamainana tsara sy ny fitahirizana tsara.
Current language
Malagasy
Produced by
Countrywise Communication