Fampiasana sarcleuse eny an-tanimbary
Uploaded 3 months ago | Loading
20:15
Mety hampitombo mihoatra ny 50% n’ny vokatra ny ady mahomby amin’ny ahi-dratsy, siangy mitaky fotoana be izany amin’ny ankapobeny. Koa aleo mividy fitaovana fiadiana amin’ny ahi-dratsy izay mitsitsy fotoana. Hianaranareo ato amin’ity video ity, ny fomba iadiana amin’ny ahi-dratsy ao amin’ny tanimbary ambany toerana, amin’ny alalan’ny sarcleuse.
Current language
Malagasy
Produced by
AfricaRice, Real2Reel