<<90000000>> viewers
<<320>> entrepreneurs in 18 countries
<<5432>> agroecology videos
<<110>> languages available

Manorina toeram-pambolena mahavita tena

Uploaded 6 months ago | Loading

Raha mamboatra toeram-pambolena mahavita tena ianareo, dia afaka mamokatra zavatra isaky ny santimetatra eo amin’ny taninareo, sady mampihena ny fako sy ny fividianana zezika. Ataovy sary ny toeram-pambolenareo ary fidio ny toeran’ny voly tsirairy, ny hazo, ny legioma araka ny fahalalanareo ny voly izay mila masoandro na aloka hitomboana. Fidio ny voly araka ny filan’ny fianakavianareo sy ny tinady eny an-tsena. Mampiasa fomba tsy manimba ho an’ny tontolo iainana hiadiana amin’ny biby mpanimba sy ny aretina. Fidio ny voly araka ny filan’ny fianakavianareo sy ny tinady eny an-tsena. Ao amin’ny toeram-pambolena tena mahavita tena, dia tsy misy ny fako fa loharanon-karena ihany.

Current language
Malagasy
Produced by
Rezaul Karim Siddique
Share this video:
How you can help... Your generous donation will enable us to give smallholder farmers better access to agricultural advice in their language.

With thanks to our financial partners