Miara-miasa ho an’ny akohokely salama.
Uploaded 3 months ago | Loading

12:04
Ho any Fayuom isika ato amin’ity video ity, izay misy vehivavy miara-miasa mba hiompy akohokely, sady miahy ny fonenana, ny sakafo ary ny teti-andron’ny vaksinin’ny akohokely.
Current language
Malagasy
Produced by
Nawaya, UNIDO Egypt