Voly katsaka elanelanina pois cajan

Mitazona azote amin’ny rivotra ary mampiditra izany ao amin’ny tany ny legiominezy toy ny pois cajan. Rehefa elanelanina amin’ny voly hafa izy, dia avoakan’ny faritra mibontsina amin’ny fakany ho an’ny voly hafa ny azote sarobidy. Manampy amin’ny fanatsarana ny tany ihany koa ny faka sy ny ravina ary ny tahon’ny pois cajan tafajanona eo amin’ny saha.

Current language
Malagasy
Need a language?
If you would like this video translated into other languages, please contact kevin@accessagriculture.org
Translated in
MADAGASCAR
Translation funded by
GIZ -KCOA
Uploaded
1 month ago
Duration
9:55
Produced by
NASFAM