Fitiliana ireo fanday mpanimba ny voly katsaka
Reference books
Lafo ny fanafody famonoana bibikely, ary matetika no tsy mahomby amin’ny fihadiana ireo bibikely mpandrava izy ireny. Zahao indroa isan-kerinandro ny saha mandritra ny enim-bolana voalohany ary vonoy amin’ny tanana ireo atody sy fanday tanora mpanimba ny voly katsaka. Zava-dehibe ny fanaovana filitiana, satria raha tsy misy ny fanaovana fitiliana, dia tsy hahazo vokatra ianao amin’ny farany
Current language
Malagasy
Available languages
Need a language?
If you would like this video translated into other languages, please contact kevin@accessagriculture.org
Translated in
MADAGASCAR
Translation funded by
GIZ -KCOA
Uploaded
1 month ago
Duration
14:10
Produced by
Agro-Insight and FAO
Categories