Fifehezana ny aretin’ny voatabia
Ny aretina mildiou dia vokatry ny bobongolo mivelona amin’ny tany sy ny sisan’ireo voly narary. Jereo isan’andro ny toeram-pambolenao. Raha vao Mahita voly marary ianao, dia tapaho avy hatrany ny faritra marary ary dory. Fadio ny mampifangaro ireo zava-maniry marary miaraka amin’ny komposta, satria mbola hitohy hamely ny tany fambolenao indray ny bobongolo.
Current language
Malagasy
Available languages
Need a language?
If you would like this video translated into other languages, please contact kevin@accessagriculture.org
Translated in
MADAGASCAR
Translation funded by
GIZ -KCOA
Uploaded
3 months ago
Duration
8:51
Produced by
Practical Action Nepal
Categories