Mikararakara tsara ny voatabia
Raha vao mitango voatabia hianareo dia mihena ny kalitaony. Ny azonareo atao dia mampihemotra ny fahavoazana amin’ny fomba pratika manampy amin’ny fampihenana ny fahasimbana. Manomboka any amin’ny mpioty ny fototry ny fahazoana mivarotra voatabia. Mahazo tombony isika raha azon’ny mpioty atao ny tsy manimba ny voatabia.
Current language
Malagasy
Available languages
Need a language?
If you would like this video translated into other languages, please contact kevin@accessagriculture.org
Translated in
MADAGASCAR
Translation funded by
GIZ -KCOA
Uploaded
3 months ago
Duration
6:30
Produced by
Countrywise Communication
Categories