Manisy elanelana ny famokarana voatabia

Raha mamboly voatabia hianareo, dia aza miara-manao izany miaraka amin’ny olona rehetra, raha tsy izany dia hijaly noho ny vidiny ambany be hianareo. Ny fanelanelanana ny famokarana dia miteraka tolotra voatabia vaovao mitohy eo an-tsena.

Current language
Malagasy
Need a language?
If you would like this video translated into other languages, please contact kevin@accessagriculture.org
Translated in
MADAGASCAR
Translation funded by
GIZ -KCOA
Uploaded
3 months ago
Duration
5:56
Produced by
Countrywise Communication