Ny vovoky ny hoditra voanio – fako lasa harena
Ela loatra vao ny lo ny vovoky ny hoditra voanio ka tsy noheverina fa ilaina amin’ny fambolena. Nefa ny vovoky ny hoditra vaonio lo tanteraka dia afaka mifoka rano in-dimy heny amin’ny lanjany. Ka rehefa ampiasaina amin’ny tany izy, dia afaka mitahiry rano betsaka kokoa. Mba hanamboarana compost amin’ny vovoka hoditra voanio, dia avelao ho lo ny lignine. Afaka miara-miasa amin’izany ny singa organika madinika.
Current language
Malagasy
Need a language?
If you would like this video translated into other languages, please contact kevin@accessagriculture.org
Translated in
MADAGASCAR
Translation funded by
GIZ -KCOA
Uploaded
2 months ago
Duration
14:14
Produced by
Green Adjuvants