Fanafody famonoana bibikely avy amin’ny zavamaniry

Natoraly amin’ny zava-maniry sasany ny manakana ireo bibikely tsy ho eo aminy . Voleo eny anelanelan’ireo volinao ireny hanakanana ny bibikely mpanimba. Ny fahafantaranao ireo  zavamaniry  dia eo amin’ny faritra misy anao, dia ahazoanao manamboatra fanafody famonoana bibikely avy aminy nefa tsy andoavam-bola.  Ampio amanin’ombivavy izany mba hanamora ny famoahana ireo singa manosika ao anatin’ny ravina misy ronono, ny ravina mangidy ary ny ravina manitra. Tsara kokoa ny mampifandimby fanafody famonoana bibikely famonoana bibikely karazany roa avy amin’ny zavamaniry. Manamboara fanafody famonoana bibikely karazany faharoa amin’ny sakamalaho, tongolo gasy ary sakay voatoto

Current language
Malagasy
Need a language?
If you would like this video translated into other languages, please contact kevin@accessagriculture.org
Translated in
MADAGASCAR
Translation funded by
GIZ -KCOA
Uploaded
2 months ago
Duration
14:38
Produced by
Green Adjuvants