Masomboly salama ny masomboly maina tsara
Uploaded 11 months ago | Loading
6:12
Manana olana lehibe amin’ny fanamainana ny ambioka ny mpamboly, satria fohin’ny voa ny hamandoan’ny tany. Miantraika amin’ny kalitaon’ny vokatra izany, ary tsy antenaina ny ahazoana vokatra tsara amin’ny voa ratsy kalitao. Mampiseho aminareo ny fomba namahan’ny mpamboly ao amin’ny tanànan’ny Maria ny olana ito horonan-tsary ito. Tsy mitondra fahasarotana ho azy ireo intsony izao ny fanamainana masomboly, na amin’ny fotoam-pahavaratra aza.
Current language
Malagasy
Produced by
Agro-Insight, CABI, Countrywise Communication, IRRI, RDA, TMSS