<<90000000>> viewers
<<240>> entrepreneurs in 17 countries
<<4135>> agroecology videos
<<105>> languages available

Zavamaniry be mpamboly ny sésame noho ny voany

Uploaded 9 months ago | Loading

Mora ambolena ny sésame. Saingy manimba ny kalitaony ny fanao ratsy amin’ny fijinjana, fivelezana ary fitehirizana azy. Rehefa masaka loatra eo am-potony ny sésame, dia misokatra ny akorany ary manary ny voany. Very voany betsaka ianao, izany hoe vola betsaka. Mora foana ny mampiditra vatokely, fasika sy loto hafa ao anatin’ny vokatra sésame, ka mandatsaka ny vidiny. Hojerentsika ao anatin’ity horonantsary ity ny fomba fijinjana, fivelezana ary fitehirizana ny sésame mba ho azo antoka ny kalitaony.

Current language
Malagasy
Produced by
Countrywise Communication
Share this video:
How you can help... Your generous donation will enable us to give smallholder farmers better access to agricultural advice in their language.

With thanks to our sponsors