<<90000000>> viewers
<<240>> entrepreneurs in 17 countries
<<4135>> agroecology videos
<<105>> languages available

Ny fiainan’ny striga

Uploaded 11 months ago | Loading

Iray amin’ireo  mpitsentsitra ny striga, ahi-dratsy mitsentsitra ny sakafo sy ny rano ao amin’ny serealy toy ny ampemba, ny sorgho, ny katsaka, ary mamono antoka tokoa. Raha ny marina, ny striga iray fotsiny dia mety hanome voa an’hetsiny. Kely tokoa ny voany ka tsy fantatry ny ankamaroan’ny tantsaha ny fisiany. Tahaka ny  vovoka mainty izy ireo. Nefa aza mety ho voafitaka hianao. 

Current language
Malagasy
Produced by
Agro-Insight, ICRISAT
Share this video:
How you can help... Your generous donation will enable us to give smallholder farmers better access to agricultural advice in their language.

With thanks to our sponsors