Zava-maniry fanafody miady amin’ny mammite
Uploaded 7 months ago | Loading
15:12
Manaintaina ary mety ho vakivaky ny loha-nonon’ny omby. Raha tsy voatsabo ara-potoana ny mammite, dia mety ho tratra koa ny vata-nono. Raha voan’ny mammite ny ombivavy, dia tsy tsara hosotroina ny rononony.
Current language
Malagasy
Produced by
Atul Pagar, Anthra