Fampiasana vovo-kazo itahirizana ovy
Uploaded 1 year ago | Loading

8:42
Mampiasa vovo-kazo ny mpamboly hitahirizana ny ovy satria tsy manana jiro izy ireo. Mahazo vovo-kazo mora izy ireo ary mampiasa izany hitahirizana ny oviny mandra-pahazoan’izy ireo mivarotra izany amin’ny vidiny lafo.
Current language
Malagasy
Produced by
Biovision