Fanafody famonoana bibikely avy amin’ny zavamaniry
Uploaded 1 year ago | Loading

14:37
Natoraly amin’ny zava-maniry sasany ny manakana ireo bibikely tsy ho eo aminy . Voleo eny anelanelan’ireo volinao ireny hanakanana ny bibikely mpanimba. Ny fahafantaranao ireo zavamaniry dia eo amin’ny faritra misy anao, dia ahazoanao manamboatra fanafody famonoana bibikely avy aminy nefa tsy andoavam-bola. Ampio amanin’ombivavy izany mba hanamora ny famoahana ireo singa manosika ao anatin’ny ravina misy ronono, ny ravina mangidy ary ny ravina manitra. Tsara kokoa ny mampifandimby fanafody famonoana bibikely famonoana bibikely karazany roa avy amin’ny zavamaniry. Manamboara fanafody famonoana bibikely karazany faharoa amin’ny sakamalaho, tongolo gasy ary sakay voatoto
Current language
Malagasy
Produced by
Green Adjuvants