<<90000000>> viewers
<<266>> entrepreneurs in 18 countries
<<4647>> agroecology videos
<<107>> languages available

Ranoka voana voandelaka

Uploaded 1 year ago | Loading

Tsy mitovy amin’ny ankamaroan’ny famonoana bibikely azo amin’ny ravina, fa azon’ny zava-maniry trohina amin’ny fakany sy ny raviny ny tsiranoka nalaina tamin’ny voandelaka, ary aparitany any anatiny any. Noho izany antony izany, afaka manampy miady amin’ny bibikely mpanimba toy ny mpitsentsitra mivelona amin’ny tsiranoka anatin’ny ravina izy.

Current language
Malagasy
Produced by
Atul Pagar, WOTR
Share this video:

With thanks to our sponsors