Famadihana ireo fako avy amin’ny akoho ho zezika
Uploaded 1 year ago | Loading
16:10
Be azôty sy otrikaina hafa ny fako avy amin’ny akoho amam-borona, sakafo tsara ho an’ireo zava-miaina organika bitika anaty tany izy ireny. Hanafainganana ny fahalovana, dia tondrahy amin’ny fangaro organika mampaha-lò na trichoderma ny fako. Azonao atao ny manamboatra fampitomboana avy amin’ny lamokan’atody . Ataovy anaty pô ny atody ary asio siramamy gasy sy ranona voasary makirana.
Current language
Malagasy
Produced by
Green Adjuvants