Zezika biôlôjika organika miendrika rano sy ventiny
Uploaded 1 year ago | Loading
14:49
- English
- Arabic
- Bangla
- French
- Hindi
- Portuguese
- Spanish
- Assamese
- Aymara
- Bambara
- Baoulé
- Bemba
- Bisaya / Cebuano
- Chichewa / Nyanja
- Chitonga / Tonga
- Dioula
- Fulfulde (Cameroon)
- Hiligaynon
- isiXhosa
- Kannada
- Kikuyu
- Kinyarwanda / Kirundi
- Kiswahili
- Kriol / Creole (Guinea-Bissau)
- Malagasy
- Marathi
- Peulh / Fulfuldé / Pulaar
- Quechua
- Sinhala
- Tagalog
- Telugu
- Tumbuka
- Wolof
Ho amin’ny voly salama, dia mila tany salama, satria ny tany salama dia misy mikraoba tsara sy kankana maro. Mba hanamboarana zezika biôlôjika ho an’ny atsasaka hektara, dia mila tain’ombivavy 10 kilao, amanin’ombivavy, lafarinina voanjobory na legiominezy hafa, siramamy manta na tsy voadio, ary tany salama iray tanana.
Current language
Malagasy
Produced by
Atul Pagar, WOTR