<<90000000>> viewers
<<266>> entrepreneurs in 18 countries
<<4647>> agroecology videos
<<107>> languages available

Fampianarana fambolena miaro ny tontolo iainana any an-tsekoly

Uploaded 1 year ago | Loading

Maro ny olona no lasa mahay mamaky teny sy manoratra vokatry ny sekoly. Misy fiantraikany lehibe eo amin’ny fampandrosoana ny olona sy ny fiarahamonina ny fanabeazana, satria mampiroborobo fahalalana, mampanan-karena kolon-tsaina ary mampianatra soatoavina.Saingy amin'ny faritra maro eran-tany, dia tsy mahafeno ny filan'ireo ankizy eo an-toerana ny sekoly any ambanivohitra. Ary noho izany, ny ankizy dia mety hanambany ny kolontsainy sy ny fomba amam-panao eo an-toerana ary ny fahalalany.

Current language
Malagasy
Produced by
Agro-Insight
Share this video:

With thanks to our financial partners