<<90000000>> viewers
<<240>> entrepreneurs in 17 countries
<<4135>> agroecology videos
<<105>> languages available

Fanavotana ny ovy zana-tany

Uploaded 6 months ago | Loading

Tehirizo ireo karazan’ovy anananao, amin’ny fambolena sy fihinanana azy ao an-trano. Ahafahana mitahiry ny masombolin’ireo voly zanatany, dia mamoròna fikambanana miaraka amin’ireo tantsaha liana amin’ny fitehirizana izany. Afaka manampy anao amin’ny fandaminana izany ny Fikambanana tsy miankina. Ny fanaovana lisitra sy katalaogy misy sary dia ahafahana mifanakalo masomboly sy mampiroborobo ireo karazana voly zanatany. Amporisiho ny fifanakalozana mandritry ny tsenabe. Ampielezo any amin’ny mpanjifa sy ireo mpanao sakafo ny karazan’ovy zanatany amin’ny alalan’ny fikarakarana tsenabe sy ny fampiasana tambazotra sosialy.

Current language
Malagasy
Produced by
Agro-Insight
Share this video:
How you can help... Your generous donation will enable us to give smallholder farmers better access to agricultural advice in their language.

With thanks to our sponsors