<<90000000>> viewers
<<240>> entrepreneurs in 17 countries
<<4135>> agroecology videos
<<105>> languages available

Fifehezana ny bibikely mpanimba ny voly legioma

Uploaded 7 months ago | Loading

Mampiseho antsika ny fomba famonoan’ireo coccinelles ireo bibikely mpanimba voly ny tantsaha any Inde. Ny fitsifirana mafy amin’ny rano ny zavamaniry dia mampianjera ireo bibikely mpanimba ny voly ka mahafaty azy. Menaka voandelaka na ranona ravinkazo mangidy nampiarahana tamin’ny rano na amin’ombivavy no hitifirana ny voly. Misy sasany amin’ireo fanafody biolojika famonoana bibikely no ahitana holatra izay mamono ireo bibikely mpanimba ny voly.

Current language
Malagasy
Produced by
MSSRF
Share this video:
How you can help... Your generous donation will enable us to give smallholder farmers better access to agricultural advice in their language.

With thanks to our sponsors