<<90000000>> viewers
<<240>> entrepreneurs in 17 countries
<<4135>> agroecology videos
<<105>> languages available

Fikarakarana ny tany amin’ny tsipi-mira-abo

Uploaded 10 months ago | Loading

Any amin’ny faritra maimaina, kely orana sady tsy azo vinaniana ny fiaviany, dia mahatonga ny famokarana ho tsara ny fitehirizana ny rano. Azonareo atao ny mampihena ny fikorianan’ny rano amin’ny alalan’ny tsipi-mira-abo. Lakan-drano maharitra amin’ny tany mampifandray faritra mitovy haavo ny tsipi-mira-abo. Nandritra ny 20 taona, ny mpamboly tao Burkina Faso sy Mali, dia nanao tsipi-mira-abo tao amin’ny saha tamin’ny tany misolampy latsaky ny 5 % izy ireo.

Current language
Malagasy
Produced by
Agro-Insight
Share this video:

Related Videos

How you can help... Your generous donation will enable us to give smallholder farmers better access to agricultural advice in their language.

With thanks to our sponsors