Fiaraha-miasan’ny mpamboly sy mpiompy
Uploaded 1 year ago | Loading

7:56
Misy ohatra any Niger sy Mali maneho ny fomba fiaraha-miasan’ireo fiaraha-monina roa mba samy hiara-hahazo tombotsoa. Any Mali, dia azavaina ny fifanarahana eo amin’ny fikambanana Barahogon, ary ao anatin’izany ny fomba fandravonana ny fifandirana.
Current language
Malagasy
Produced by
Countrywise Communication, CIS Vrije Universiteit Amsterdam