<<90000000>> viewers
<<240>> entrepreneurs in 17 countries
<<4135>> agroecology videos
<<105>> languages available

Manome saina ny vehivavy mpitarika

Uploaded 7 months ago | Loading

Mafy kokoa ary sambatra kokoa ny fianakaviany sy ny fiaraha_moniny rehefa manohana ny vehivavy manana andraikitra mpitarika ny lehilahy. Vehivavy izay tia ny heviny manokana sy matoky ny tenany mba haneho ny heviny ary hifanakalo hevitra amin’ny rafitra miankina sy tsy miankina. Mety afaka hanampy hanokatra ho azy ny varavaran’ny tsenan’ny fanondranana (ivelany) izany. Te hifampiraharaha amin’ny fikambanam-behivavy voalamina tsara ary manana mpitarika mahay ny orinasa liana amin’ny fivarotana voankazo biolojika.

Current language
Malagasy
Produced by
Agro-Insight
Share this video:
How you can help... Your generous donation will enable us to give smallholder farmers better access to agricultural advice in their language.

With thanks to our sponsors