Miady amin’ny laltry ny voankazo ny vitsika mpanenona
Uploaded 1 year ago | Loading
11:00
Reference book
Minitra vitsy fotsiny dia ampy ho an’ny lalitry ny voankazo hahitany toerana tsara eo amin’ny manga mba hanindronany sy hanatodizany ao ambany hodiny. Saingy ho azon’ny vitsika mpanenona horoahina na hosamborina izy ao anatin’izany fotoana fohy izany. Manampy koa ny fofon’izy ireo. Tsy sahy manatona ny bibikely hafa rehefa mahare ny fofon’ny vitsika mena.
Current language
Malagasy
Produced by
Agro-Insight