Fitantanana maharitra ny tany : No.7 Antsasa-paribolana
Uploaded 1 year ago | Loading

7:27
Ny antsasa-paribolana dia amboarina toy ny antsasaka boribory, izay mirafitra amin’ireo tatatra. Miovaova ny haben’izy ireo, izay manampy amin’ny fanangonana rano any amin’ny faritra mando. Manampy amin’ny famasahan’ny tany izy rehefa asiana zezika sy compost ao anatiny.
Current language
Malagasy
Produced by
Countrywise Communication, CIS Vrije Universiteit Amsterdam